Jereo ny mpikambana farany

+261345432587
Analahavia Analamasina
+261388584715
Analahavia analamasina
RATSIMANDRESY Jean Raymond Orinasam-biriky
+261349703311
Ambalamasina Est
RAZAFITSIALONANA Tsilavina Gilbert Rafitra (rafi-bato, rafi-biriky)
+261341675391
Ambalamahasoa Akondro
ANDRIAMIHJA Navalomanjaka Rafitra (rafi-bato, rafi-biriky)
+261341675391
Ambalalahasoa Akondro
+ 7552 Voasoratra

Mpanao asa-tànana ? Misorata anarana dien’izao

Ny fisoratanao anarana dia hamela anao ho voatanisa amin'ny fomba ofisialy, manamarina ny fanoloran-tenanao amin'ny fenitra avo indrindra amin'ny kalitao

Fantaro ireo Mpanao asa-tànana isam-paritra

Fantaro ireo mpanao asa-tànana akaiky anao. Ampiasao ny lisitran-tsika ahafantaranao ny talenta misy eto an-toerana sy ny vokatra tsy manam-paharoa, ary tohàno ny asa-tànana malagasy.

Mpanao asa tanana Malagasy :
Mivondrona anaty ny Firaketana antsika eto Madagasikara

Notre annuaire est une plateforme dédiée à mettre en lumière le talent et le savoir-faire des artisans de Madagascar. Nous avons pour objectif de créer une vitrine virtuelle où les artisans peuvent présenter leurs créations uniques et les utilisateurs peuvent découvrir une multitude de produits artisanaux authentiques.

Mazotoa mitsidika ny Firaketana mba ahitanao ny hakanton’ny asa-tànana malagasy ary koa ahitànao izay mahasoa handravaka ny tontolo-andronao no sady fanohanana ireo mpanao asa-tànana eto an-toerana. Tongasoa eto amin’ny tontolon’ny Asa-tànana eto Madagasikara, izay feno aingam-panahy sy zava-baovao.